View Lyrics: Izay Jereko (Hanitra Ranaivo) Modal close icon

Viewing lyrics for Izay Jereko (Hanitra Ranaivo) by Hanitra (ex lolo sy ny tariny).

Extrait de l'album "Any aminay" de Hanitra Ranaivo (ex Lolo sy ny Tariny)

Pour commander cet album

http://hanitra.com/

Line up
Hanitra Ranaivo : chant et guitare

Parole
Izay jereko
Toa aizina avokoa
Lanitra anala
Very fanahy
Andro ririnina
Andro manorana
Tselatra avandra
No mba ho ahy

Nefa hoy hoy aho mbola ho avy
Ilay masoandro ho ahy sy anao

Nefa hoy aho
Toa lainga avokoa
Lanitra manga
Feno azavana
Andro mibaliaka
Andro diavolana
Ireo diamondra
Tsy mba ho ahy

Nefa hoy aho
Mbola ho avy ilay masoandro
Ho ahy sy anao

Close